Chapitres et versets citant Madianita

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.35 And Husham died, and Hadad the son of Bedad, who smote Midian in the field of Moab, reigned in his stead: and the name of his city was Avith. Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. Maty Hosama, ary nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Nadada, ilay nandresy an' i Madiana, tany amin' ny tanin' i Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. Husham mourut et à sa place régna Hadad, fils de Bedad, qui battit les Madianites dans les champs de Moab, et sa ville s' appelait Avvit.
...............
Gen / Jen 37.28 Then there passed by Midianites merchantmen; and they drew and lifted up Joseph out of the pit, and sold Joseph to the Ishmeelites for twenty pieces of silver: and they brought Joseph into Egypt. Ary raha nandalo teo ny Midianita mpandranto, dia nakarin' ny rahalahiny niala tao an-davaka Josefa ka namidiny sekely volafotsy roa-polo tamin' ny Isimaelita; ary dia nitondra an' i Josefa ho any Egypta ireo. Ka nony nandalo ireo mpandranto Madianita, dia nesoriny sy nakariny hiala tao an-davaka Josefa, dia namidiny roapolo farantsa vola fotsy tamin' ny Ismaelita, ka nentin' ireo nankany Ejipta. Or des gens passèrent, des marchands madianites, et ils retirèrent Joseph de la citerne. Ils vendirent Joseph aux Ismaélites pour vingt sicles d' argent et ceux-ci le conduisirent en Égypte.
...............
Gen / Jen 37.36 And the Midianites sold him into Egypt unto Potiphar, an officer of Pharaoh' s, and captain of the guard. Ary ny Midianita nivarotra an' i Josefa tany Egypta tamin' i Potifara, tandapan' i Farao sady mpifehy ny mpiambina. Namidin' ny Madianita tany Ejipta Josefa tamin' i Potifara, tandapan' i Faraona, lehiben' ny mpiambina. Cependant, les Madianites l' avaient vendu en Égypte à Potiphar, eunuque de Pharaon et commandant des gardes.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 10.29 And Moses said unto Hobab, the son of Raguel the Midianite, Moses' father in law, We are journeying unto the place of which the Lord said, I will give it you: come thou with us, and we will do thee good: for the Lord hath spoken good concerning Israel. Dia hoy Mosesy tamin' i Hobaba, zanak' i Regoela Midianita, rafozan' i Mosesy: Izahay izao dia mandeha hankany amin' ny tany izay nolazain' i Jehovah hoe: Homeko anareo izy; andeha hiaraka aminay ianao, dia hasianay soa; fa Jehovah efa nilaza soa ny amin' ny Isiraely. Ary hoy Moizy tamin' i Hobaba zana-dRagoela, Madianita, rafozan' i Moizy: Ny dianay izao, dia ho any amin' ny tany nolazain' ny Tompo hoe: Homeko anareo izy. Koa andeha hiaraka aminay, fa hasianay soa hianao, satria Iaveh efa nampanantena ny hanisy soa an' Israely. Moïse dit à Hobab, fils de Réuel le Madianite, son beau-père : " Nous partons pour le pays dont Yahvé a dit : Je vous le donnerai. Viens avec nous, et nous te ferons du bien, car Yahvé a promis du bonheur à Israël. " -
...............
Nom / Fan 22.4 And Moab said unto the elders of Midian, Now shall this company lick up all that are round about us, as the ox licketh up the grass of the field. And Balak the son of Zippor was king of the Moabites at that time. Dia hoy izy tamin' ny loholon' ny Midianita: Ankehitriny dia hiraoka izay rehetra manodidina antsika ireto vahoaka be ireto tahaka ny firaokan' ny omby ny zava-maitso any an-tsaha. Ary Balaka, zanak' i Zipora, no mpanjakan' i Moaba tamin' izany andro izany. Hoy Moaba tamin' ny loholon' i Madiana: Holevonin' ity vahoaka be ity, toy ny fandevon' ny omby ny zava-maitso any an-tsaha izay rehetra manodidina antsika. Balàka, zanak' i Sefora no mpanjakan' i Moaba tamin' izay. il dit aux anciens de Madiân : " Voilà cette multitude en train de tout brouter autour de nous comme un boeuf broute l' herbe des champs. "Balaq, fils de Çippor, était roi de Moab en ce temps-là.
...............
Nom / Fan 22.7 And the elders of Moab and the elders of Midian departed with the rewards of divination in their hand; and they came unto Balaam, and spake unto him the words of Balak. Dia nandeha ny loholon' ny Moabita sy ny loholon' ny Midianita nitondra ny saran' ny fankatovana teny an-tànany; dia nankany amin' i Balama izy ka nilaza taminy izay tenin' i Balaka. Niainga ny loholon' i Moaba sy ny loholon' i Madiana, nataony an-tànana ny tambin' ilay mpanandro. Nony tonga tany amin' i Balaama izy ireo, dia nambarany azy ny tenin' i Balàka, Les anciens de Moab et les anciens de Madiân partirent, le salaire de l' augure en main. Ils vinrent trouver Balaam et lui transmirent les paroles de Balaq.
...............
Nom / Fan 25.6 And, behold, one of the children of Israel came and brought unto his brethren a Midianitish woman in the sight of Moses, and in the sight of all the congregation of the children of Israel, who were weeping before the door of the tabernacle of the congregation. Ary, indro, avy ny anankiray tamin' ny Zanak' Isiraely nitondra vehivavy Midianita teo amin' ny rahalahiny, teo imason' i Mosesy sy ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, izay nitomany teo amin' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana. Ary inty nisy lehilahy anankiray amin' ny zanak' Israely tamy mitari-behivavy Madianita anankiray nankeo amin' ny rahalahiny, teo imason' i Moizy sy ny fiangonana' ny zanak' Israely rehetra, izay nitomany teo amin' ny varavaran' ny trano lay fihaonana. Survint un homme des Israélites, amenant auprès de ses frères cette Madianite, sous les yeux mêmes de Moïse et de toute la communauté des Israélites pleurant à l' entrée de la Tente du Rendez-vous.
...............
Nom / Fan 25.14 Now the name of the Israelite that was slain, even that was slain with the Midianitish woman, was Zimri, the son of Salu, a prince of a chief house among the Simeonites. Ary ny anaran' ilay lehilahy Isiraelita novonoina, izay niaraka novonoina tamin-dravehivavy Midianita, dia Zimry, zanak i Salo, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Simeonita. Zamarì no anaran' ilay lehilahy Israelita, niara-novonoina tamin-dravehivavy Madianita; zanak' i Salò izy, sady filoham-pianakaviana tamin' ny Simeonita. L' Israélite frappé il avait été frappé avec la Madianite se nommait Zimri, fils de Salu, prince d' une famille de Siméon.
Nom / Fan 25.15 And the name of the Midianitish woman that was slain was Cozbi, the daughter of Zur; he was head over a people, and of a chief house in Midian. Ary ny anaran' ny vehivavy Midianita izay novonoina dia Kosby, zanak' i Zora, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Midianita. Ary Kozbì no anaran' ilay vehivavy Madianita novonoina, zanak' i Sora, filoham-poko, amin' ny fokom-pianakaviana, any Madiana izy. La femme, la Madianite qui avait été frappée, se nommait Kozbi, fille de Çur, qui était chef d' un clan, d' une famille, en Madiân.
...............
Nom / Fan 25.17 Vex the Midianites, and smite them: Rafeso ny Midianita, ka iadio; Ataovy fahavalonareo ny Madianita, ka vonoy ireny, " Pressez les Madianites et frappez-les.
Nom / Fan 25.18 For they vex you with their wiles, wherewith they have beguiled you in the matter of Peor, and in the matter of Cozbi, the daughter of a prince of Midian, their sister, which was slain in the day of the plague for Peor' s sake. fa izy nandrafy anareo tamin' ny fanangoleny, izay nanangoleny anareo tamin' ny an' i Peora sy Kosby anabaviny, zanakavavin' ny andriandahy Midianita anankiray, izay novonoina tamin' ny andron' ny areti-mandringana noho ny an' i Peora. fa niseho ho fahavalonareo tamin' ny nataony anareo, raha nanangoly anareo tamin' ny hafetseny izy; ary Fogora no nentiny hanao izany, sy Kozbì koa, zanakavavin' ny lehibe anankiray any Madiana anabaviny, izay novonoina tamin' ny andron' ny loza nitranga noho ny amin' ny Fogora. Car ce sont eux qui vous ont pressés, par leurs artifices contre vous dans l' affaire de Péor, et dans l' affaire de Kozbi leur soeur, la fille d' un prince de Madiân, celle qui fut frappée le jour du fléau survenu à cause de l' affaire de Péor.
...............
Nom / Fan 31.2 Avenge the children of Israel of the Midianites: afterward shalt thou be gathered unto thy people. Valio ny Midianita noho ny nataony tamin' ny Zanak' Isiraely; ary rehefa afaka izany, dia hangonina any amin' ny razanao ianao. Valio amin' ny Madianita ny nataony tamin' ny zanak' Israely: rahefa afaka izany dia hangonina any amin' ny razanao hianao. " Accomplis la vengeance des Israélites sur les Madianites. Ensuite tu seras réuni aux tiens. "
Nom / Fan 31.3 And Moses spake unto the people, saying, Arm some of yourselves unto the war, and let them go against the Midianites, and avenge the Lord of Midian. Dia niteny tamin' ny olona Mosesy ka nanao hoe: Miomàna ho any an-tafika ny sasany aminareo, ary aoka izy hanafika ny Midianita, hahatanteraka ny famalian' i Jehovah azy. Dia niteny tamin' ny vahoaka Moizy nanao hoe: Omàny hiantafika ny lehilahy sasany aminareo, ka aoka handroso hanafika an' i Madiana izy, mba hahatanteraka ny famalian' ny Tompo an' i Madiana. Moïse parla ainsi au peuple : " Que certains d' entre vous s' arment pour la campagne de Yahvé contre Madiân, pour payer à Madiân le salaire de la vengeance de Yahvé.
...............
Nom / Fan 31.7 And they warred against the Midianites, as the Lord commanded Moses; and they slew all the males. Dia niady tamin' ny Midianita ireo, araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy; ary namono ny lehilahy rehetra izy Nandroso hamely an' i Madiana izy, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy, ka novonoiny avokoa ny lahy rehetra. Ils firent campagne contre Madiân, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse, et tuèrent tous les mâles.
...............
Nom / Fan 31.9 And the children of Israel took all the women of Midian captives, and their little ones, and took the spoil of all their cattle, and all their flocks, and all their goods. Ary ny Zanak' Isiraely namabo ny vehivavy Midianita sy ny zanany madinika; ary nobaboiny avokoa ny biby fiompiny rehetra sy ny omby aman' ondriny rehetra ary ny fananany rehetra. Nobaboin' ny zanak' Israely avokoa ny vadin' ny Madianita mbamin' ny zanany madinika; norobainy daholo ny biby mpitondra entana sy ny biby fiompiny rehetra ary ny fananany rehetra. Les Israélites emmenèrent captives les femmes des Madianites avec leurs petits enfants, ils razzièrent tout leur bétail, tous leurs troupeaux et tous leurs biens.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 13.21 And all the cities of the plain, and all the kingdom of Sihon king of the Amorites, which reigned in Heshbon, whom Moses smote with the princes of Midian, Evi, and Rekem, and Zur, and Hur, and Reba, which were dukes of Sihon, dwelling in the country. ary ny tanàna rehetra any amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona fa resin' i Mosesy izy sy ireo andrianan' ny Midianita, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba, andriana izay nanoa an' i Sihona ka nitoetra teo amin' ny tany. ny tanàna rehetra amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nanjaka tao Hesebona, fa resin' i Moizy izy sy ireo andrianan' i Madiana, dia Evì, Rekema, Sora, Hora, ary Rebe, mpandoa hetra amin' i Sehona, monina amin' ny tany. toutes les villes du plateau et tout le royaume de Sihôn, roi des Amorites, qui régna à Heshbôn; il avait été battu par Moïse ainsi que les princes de Madiân, Évi, Réqem, Çur, Hur, Réba, vassaux de Sihôn qui habitaient le pays.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 7.8 So the people took victuals in their hand, and their trumpets: and he sent all the rest of Israel every man unto his tent, and retained those three hundred men: and the host of Midian was beneath him in the valley. Ary ny olona nitondra vatsy sy ny anjomarany teny an-tànany; ary ny Isiraely sisa dia nalefany hody samy ho any amin' ny lainy avy, fa ny telon-jato lahy ihany no nohazoniny; ary ny tobin' ny Midiana dia teo ambaniny teo an-dohasaha. Dia nakan' izy telon-jato lahy ny vatsin' ny vahoaka sy ny trompetrany, izay dia nalefan' i Jedeona hody ny olona sisa rehetra tamin' Israely, samy ho any an-dainy, fa notànany ny telon-jato lahy. Ny tobin' ny Madianita dia teo ambaniny teo amin' ny tany lemaka. Ils prirent les provisions du peuple et leurs cors, puis Gédéon renvoya tous les Israélites chacun sous sa tente, ne gardant que les trois cents. Le camp de Madiân se trouvait au-dessous du sien dans la vallée.
...............
Mts / Mpits 7.22 And the three hundred blew the trumpets, and the Lord set every man' s sword against his fellow, even throughout all the host: and the host fled to Bethshittah in Zererath, and to the border of Abelmeholah, unto Tabbath. Dia nitsoka ny anjomara ny telon-jato lahy, ary nampifamelezin' i Jehovah tamin' ny sabatra ny miaramila eran' ny toby rehetra, dia nandositra hatrany Beti-sita izy ka hatrany Zereraha sy hatramin' ny fari-tanin' i Abela-mehola akaiky an' i Tabata. Izy telon-jato lahy moa nitsoka ny trompetra; Iaveh kosa nampifamely sabatra ny Madianita sy ny tao an-toby rehetra. Nandositra ny toby hatrany Beti-Seta mankany Sarera ka hatrany amin' ny sisin-tanin' i Abela-Meholà akaikin' i Tebata. Pendant que les trois cents sonnaient du cor, Yahvé fit que dans tout le camp chacun tournait l'épée contre son camarade. Tous s' enfuirent jusqu'à Bet-ha-Shitta, vers Çartân, jusqu'à la rive d' Abel-Mehola vis-à-vis de Tabbat.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.46 And when Husham was dead, Hadad the son of Bedad, which smote Midian in the field of Moab, reigned in his stead: and the name of his city was Avith. Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. Maty Hosama, ka Hadada zanak' i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy an' i Madiana tany amin' ny tanin' i Moaba. Husham mourut et à sa place régna Hadad, fils de Bedad, qui battit les Madianites dans les Champs de Moab; sa ville s' appelait Avvit.