Chapitres et versets citant Sostena

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 18.17 Then all the Greeks took Sosthenes, the chief ruler of the synagogue, and beat him before the judgment seat. And Gallio cared for none of those things. Ary izy rehetra nisambotra an' i Sostena, mpanapaka ny synagoga, dia nikapoka azy teo anoloan' ny fitsarana. Nefa tsy nahoan' i Galio izany zavatra izany. Tamin' izay dia nosamborin' izy rehetra Sostena lehiben' ny sinagoga, ka nokapohiny teo anoloan' ny fitsarana; fa tsy nahoan' i Galiona akory izany. Tous alors se saisirent de Sosthène, le chef de synagogue, et, devant le tribunal, se mirent à le battre. Et de tout cela Gallion n' avait cure.

  1st Letter to the Corinthians 1 Korintianina Korintiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens
1Kr / 1Kor 1.1 Paul called to be an apostle of Jesus Christ through the will of God, and Sosthenes our brother, Paoly, voantso ho Apostolin' i Jesosy Kristy noho ny sitrapon' Andriamanitra, ary Sostena rahalahy, Paoly voaantso ho Apostolin' i Jeso-Kristy noho ny sitrapon' Andriamanitra, sy Sostena rahalahy Paul, appelé à être apôtre du Christ Jésus par la volonté de Dieu, et Sosthène, le frère,