Chapitres et versets citant Klaody

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 11.28 And there stood up one of them named Agabus, and signified by the Spirit that there should be great dearth throughout all the world: which came to pass in the days of Claudius Caesar. Ary nitsangana ny anankiray tamin' ireny, izay atao hoe Agabo, fa voatsindrin' ny Fanahy izy ka nilaza fa hisy mosary be eran' ny tany rehetra. Ary dia tonga izany tamin' ny andron' i Klaodio. Ary voatsindrin' ny Fanahy Masina ny anankiray tamin' izy ireo atao hoe Agabosa, ka nitsangana nilaza fa hisy mosary lehibe amin' izao tontolo izao. Dia tonga tokoa izany tamin' ny andron' i Klaody. L' un d' eux, nommé Agabus, se leva et, sous l' action de l' Esprit, se mit à annoncer qu' il y aurait une grande famine dans tout l' univers. C' est celle qui se produisit sous Claude.
...............
Asa 18.2 And found a certain Jew named Aquila, born in Pontus, lately come from Italy, with his wife Priscilla; (because that Claudius had commanded all Jews to depart from Rome:) and came unto them. Ary izy nahita Jiosy anankiray atao hoe Akoila, izay teraka tany Ponto, vao avy tany Italia, ary Prisila vadiny (fa Klaodio efa nandidy ny Jiosy rehetra hiala tany Roma), dia nankeo amin' izy mivady Paoly. Avy tao izy dia nahita Jody anankiray atao hoe Akilasy teraka tany Ponta, vao tonga avy tany Italia, niaraka tamin' i Prisila vadiny fa nodidian' i Klaody hiala tany Roma ny Jody rehetra, ka nanatona azy mivady. Il y trouva un Juif nommé Aquilas, originaire du Pont, qui venait d' arriver d' Italie avec Priscille, sa femme, à la suite d' un édit de Claude qui ordonnait à tous les Juifs de s'éloigner de Rome. Il se lia avec eux,
...............
Asa 23.26 Claudius Lysias unto the most excellent governor Felix sendeth greeting. Klaodio Lysia miarahaba an' i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra. Avy miarahaba an' i Félix tsara indrindra aho Klaody Lisiasy. " Claudius Lysias au très excellent gouverneur Félix, salut !