| Mots composés (46) |
1 aham-baravarana 2 ambaravarambe 3 ambaravarana 4 ambaravarankely 5 ariranom-baravarana 6 elom-baravarana 7 fanaovana hidim-baravarana 8 fotsy varavarana 9 izao miankandrefam-baravarana izao 10 kapilam-baravarana 11 kodiam-baravarana 12 lambam-baravarana 13 lelam-baravarankely 14 lela varavarana 15 mamoha varavarana 16 mandom-baravarana |
17 mandondom-baravarana 18 manondro varavarana 19 migaona ny varavarana 20 misokabaravarana 21 molobaravarana 22 ny miankandrefam-baravarana 23 ny tola-miadidy ny varavara-miandraikitra 24 nivoaka ny varavaran-kazo ka niditra ny varavaram-bato 25 olam-baravarana 26 rindrim-baravarankely 27 sakam-baravarana 28 sangam-baravarana 29 takola-baravarana 30 tataom-baravarana 31 tokonam-baravarana 32 varavaram-bavahady |
33 varavarambe 34 varavara-miandraikitra 35 varavarana ivelany 36 varavarana mirindrina mora vohaina 37 varavarana misy ampanoa 38 varavarana mivoha ankavanana 39 varavarana mivoha ankavia 40 varavarana takela-petaka 41 varavarana tory hisatra 42 varavaran' efitra 43 varavarankely 44 varavarankely misy fitaratra 45 zorom-baravarambe 46 zorom-baravarankely |
| Toponymes (1) | 47 Ambaravarambato |
|
|