Index

Proverbes : akifika

Proverbe 1Tiana ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.558 #4135]
Tiana ny zanaka ; nefa raha manaikitra ny nono, akifika. [2.415 #942]
Tsy misy mamy hoatry ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.165 #1891]
Tsy misy mamy ohatra ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [2.558, 1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza fa na dia izay tiana indrindra aza, raha tafaohatra ny toetra asehony dia akipaka. [1.1]
Traduction françaiseLa mère aime son enfant, mais lorsqu' il lui mord le sein en tétant, elle l' écarte. [2.415 #942]
Rien n' est plus précieux (litt. doux) qu' un enfant, mais quand il mord le sein on le repousse. [2.165]
Interprétation françaiseSe disait des gens ingrats envers leurs bienfaiteurs ; se disait surtout pour montrer que l' affection ne doit pas empêcher les corrections et les réprimandes. [2.415 #942]

Proverbe 2Tsy misy mamy noho ny zanaka ; fa raha manaikitra ny nono, akifika. [2.653 #3528, 2.974 #180]
Traduction françaiseRien qui ne soit plus cher que l’enfant; mais s’il mord la mamelle, on l’écarte. [2.974 #180]

Index