| Entrée | 1 manaikitra |
| Radical | 2kaikitra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to bite, to cause pain [1.7] |
| Explications en français |
6 mordre; piquer, faire mal [1.8] |
| Exemples |
7 manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany!
[2.528#]
8 ny manetoka dia manaikitra mafy sady tampoka. [2.313#] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 13 mamazana, 14 manakarepoka, 15 manakaretoka, 16 manaketoka, 17 manatandra, 18 mandramatra, 19 mandramatra, 20 mandrambo, 21 mandriatra, 22 mandrovitra, 23 mikaretoka, 24 miketoka |
| Tous les mots composés | 25manaiki-molotra |
| Proverbes | 26 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 27 manaikitra, 28 manati-kira, 29 miantraika, 30 mitakarina, mitakarìna |
| Mis à jour le 2025/11/03 |
|