Proverbes : ambavafo

Proverbe4451 Mitono manao mantamanta ; mahandro manao lozodozotra ; ka ny atao ihany no mankarary am-bavafo . [Houlder 1895]
Mitono manao mantamanta , mahandro manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary . [Rinara 1974 #2480]
Mitono , manao mantamanta ; mahandro , manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary am-bava-fo . [Cousins 1871]
Traduction française Si en grillant dans le feu, ou en cuisant dans la marmite, on ne fait cuire qu' à demi, on aura mal à l' estomac par son fait. [Houlder 1895]

Index