Entrée | 1 atao |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tao |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 8 45 mots contenant atao |
Explications en malgache |
9 [1.1] Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? |
Explications en anglais |
10 [1.7] to be done |
Explications en français |
11 [1.8] qu'on fait, qu'on fabrique |
Exemples |
12 [2.472] Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot atao |
Anagrammes | 14 aato, aota, atao, atoa, Atoa |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |