Proverbes : Andriamasoandro

Proverbe2727 Izany Andriamasoandro , izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala , ka mitsidika andro any Arivo , ka mihilahila any Antongona . [Veyrières 1913 #3109]
Izany Andriamasoandro , izany Andriambolana , mifoha maraina any an' ala , ka mitsidika andro any Iarivo , mihilahila any Antongona . [Rinara 1974]
Izany Andriamasoandro , izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala , ka mitsidik’ andro any Arivo , ka mihilahila any Antongona . [Cousins 1871 #1174]
Traduction française Cet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [Veyrières 1913 #3109]
Interprétation française Marche du soleil. [Veyrières 1913 #3109]

Index