Entrée | 1 maraina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao |
Explications en anglais |
4 [1.7] morning |
Explications en français |
5 [1.8] matin |
Exemples |
6 [2.324] Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy;
7 [2.470] Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; 8 [2.471] Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. 9 [2.472] Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 18 12 mots contenant maraina |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot maraina |
Anagrammes | 20 amirana, 21 manaira, 22 mañaray, 23 manaria, 24 maraina, 25 mianara, 26 miarana, miaràna |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |