Index

Proverbes : Andriandambo

Proverbe Toram-poana, tahaka an--drangahy Andriandambo, nolalovan' ny basin-dRabevitsika. [Rinara 1974 #270]
Toram-poana tahaka an--drangahy Andriandambo nolalovan' ny vava basin-dRabevitsika. [Veyrières 1913 #5734, Cousins 1871 #3146]
Traduction française Défaillir pour un rien, comme monsieur Andriandambo près duquel a passé la gueule du fusil de Rabevitsika. [Veyrières 1913]

Index