Index

Proverbes : anjona

Proverbe Tafon-tranon-dRainitsiambinina : samy manazary ny anjony. [Samson 1965 #T7]

Proverbe Torimason' akoho, ka vita an' anjona ihany. [Rinara 1974 #274]
Torimason’ akoho : vita an' anjona ihany. [Nicol 1935 #358, Cousins 1871]
Traduction française Sommeil de poule : toujours sur ses gardes. [Nicol 1935 #358]

Proverbe Volombodin-tritrio : samy manapakapaka ny anjony. [Samson 1965 #V90]

Index