Entrée vita
Partie du discours   participe
Définition malgache   Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao
¶ Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory
¶ Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao
¶ Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony
¶ Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena
¶ Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) [Hallanger 1973]
Traduction française   fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) [Hallanger 1974]
Exemples   Ho vitako ve izany? [Andraina: I Vola, page 16]
Dérivations  
Morphologie  
vita
vitako
vitanao
vitany
vitantsika
vitanay
vitanareo
vitan'
vitan-
vitam-
vita
vitako
vitanao
vitany
vitantsika
vitanay
vitanareo
vitan'
vitan-
vitam-
ho vita
ho vitako
ho vitanao
ho vitany
ho vitantsika
ho vitanay
ho vitanareo
ho vitan'
ho vitan-
ho vitam-
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/03/22