Proverbes : ankora

Proverbe5369 Ny mbola any ankorany indray no mananatra ny efa foy . [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Tsy tokony ny zazavao indray no hanoro ny efa za-draharaha (mitovy amin' ny hoe ny mpitovo mananatra ny manana). [Rajemisa 1985]

Index