Proverbes : anohizana

Proverbe3528 Manantsody manira : manana ny maso ahitana ny kambana sy hanohizana ny maito . [Rinara 1974 #1981]
Manantsody manira : manana ny maso hahitana ny kambana sy hanohizana ny maito . [Veyrières 1913 #6188, Cousins 1871 #1524]
Traduction française Dévider et filer : on a des yeux pour voir ce qui est double et pour nouer ce qui est rompu. [Veyrières 1913 #6188]
Interprétation française Se disait des gens habiles. [Veyrières 1913 #6188]

Index