Entrée maso
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary
¶ Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika
¶ Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana
[Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the eye [Hallanger 1973]
Traduction française   l'oeil [Hallanger 1974]
Traduction française   oeil [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [Andraina: I Vola, page 7]
2Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [Rajohanesa: Kintana]
3Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko. [Andriamalala: Ranomasina, page 57]
4Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [Andraina: Mitaraina, page 151]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
maso
masoko
masonao
masony
masontsika
masonay
masonareo
mason'
mason-
masom-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Mis à jour le 2017/08/09