Proverbes : antadina

Proverbe3995 Matoy vary mialina antadiña : hitany tsy hahatonga taona. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Masa-bary mialina antadiny: fantany (hitany) tsy hahavita taona. + Antadiny: karazan' ny hofika any an-ala, izay alain' ny olona amin' ny mosary mba hohanina. [Houlder 1895]

Index