Entrée vary
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan-javamaniry madini-boa, izay ambolena amin' ny tany malaria sy be rano, foto-kanin' ny telo ampahefatry ny mponlna eran' izao tontolo izao, ka anisan' izany ny Malagasy. (Misy karazany maro ny vary arakaraka ny lafiny jerena: raha ny bika aman' endriny no jerena, ao ny vary lava, vary botry, vary rojo..., raha ny toerana aniriany kosa, ao ny vary ankeniheny, ny vary an-tanety, ny vary tomboka; raha ny fotoana amafazana azy, ao ny varialoha, vakiambiaty, vary asara, vary jeby, vary atriatry.)
¶ Famarana taloha mitovy amin' ny tolàna inenin' ny vata, izany hoe mahatratra eo amin' ny 120 litatra ankehitriny eo ho savily eo: Vary zato tsy enti-mandeha. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   rice [Hallanger 1973]
Traduction française   le riz, la plante du riz. Oryza sativa, L. [Abinal 1888]
   riz [Hallanger 1974]
Nom scientifique   Oryza sativa
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
vary
variko
varinao
variny
varintsika
varinay
varinareo
varin'
varin-
varim-
-bary
-bariko
-barinao
-bariny
-barintsika
-barinay
-barinareo
-barin'
-barin-
-barim-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot vary (7)
Ambalavary
Ambarinakanga
  Ambohibary
Tsaratanimbary
  Tsaravary
Tsinjovary
  Vohibary

Entrée vary
Partie du discours   verbe actif
Traduction anglaise   manova, mahafa; miova [Sewell 1875]
   manovaova; miovaova [Hallanger 1969]
Morphologie  
vary
novary
hovary

Entrée vary
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   blank-and-white ruffed lemur (Varecia variegata variegata) [Mittermeier: Lemurs]
Traduction française   lémur vari (Varecia variegata variegata) [Mittermeier: Lemurs]
Nom scientifique   Varecia variegata variegata
Vocabulaire  
Tableaux et planches   Les Lémuriens

Mis à jour le 2017/06/29