Index

Proverbes : Ilaisarotra

Proverbe Nahoana no dia izaho avy no mba angatahana ? hoy Ilaisarotra, ny tenako aza an-tsaiky tsy homeko ka ! [Veyrières 1913]
Nahoana no dia izaho avy no mba angatahana? hoy Ilaisarotra : Ny tenako aza antsaky tsy homeko ka! [Cousins 1871 #2032]
Nahoana no dia izaho avy no mba angatahina ! hoy Ilaisarotra. [Rinara 1974 #2670]
Traduction française Pourquoi me demande-t-on, dit l'avare, à moi qui refuserais presque à ma propre personne ! [Veyrières 1913 #2313]
Interprétation française Paroles d'avare. [Veyrières 1913 #2313]

Index