Index

Proverbes : mampitaha

Proverbe Mampitaha lakana amin--jahatra. [Rajemisa 1985]
Mampitaha lakana sy zahatra. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Mampitaha zavatra roa izay hita avy hatrany fa mifanalavitra na ny bikany na ny tombany. [Rajemisa 1985]
Mampitovy zavatra roa tsy mitovy lanja na vidy velively. [Rajemisa 1985]

Index