Entrée zahatra
Partie du discours nom
Synonymes régionaux godony, kodony, lakakihefo, lakatalatala, zahatra, zahatse, zahitra, zahitre
Explications en malgache Vatan-kazo na volotsangana lehibe maromaro akambana ka atao solon-dakana fitana rano: Nita tamin'ny zahatra ny mpianatra ka horakoraka moa izao! [1.1]
Explications en anglais A raft [1.7]
Explications en français Radeau [1.3, 1.8]
Exemples 
1Koa dia ny tafontrano no niendahany natao zahatra. [2.508]
2Tapatapa-karefo momba zahatra tapatapa-jozoro momba lakana sarony aho fa kely angalaro fitia aho fa an'olona [2.131]
3Foana ny fiainana tsy misy azy, ary toy ny zahatra avalan' ny rano ny olombelona tsy voizin' izany fitiavana izany. [2.529]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/02/20