Index

Proverbes : manamboa

Proverbe Aza manao tahaka ny ambiaty hianao : mahalala ny taon-kamoazana, fa tsy manam-boa. [Cousins 1871 #507]
Aza manao tahaka ny ambiaty : mahalala taon-kamoazana fa tsy manam-boa. [Rinara 1974 #580]
Toy ny ambiaty : mahalala taona fa tsy misy voany ho hanina. [Rinara 1974 #274]

Index