Index

Proverbes : manasakaiza

Proverbe Aza manasakaiza vahiny. [Houlder 1895 #204]
Aza manasakaiza vahiny, sao mbola tia dia ilaozany. [Rinara 1974 #652]
Manakaiza vahiny; mbola tia ka ilaozany. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza fa tsy tokony hiraiki-po amin' izay olona tsy manao afa-tsy mandalo. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny. [Rajemisa 1985]
Traduction française Ne prenez pas pour amis des étrangers. [Houlder 1895]

Index