|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vahiny
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika.
4 Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha. [1.1]
Explications en anglais  5 a stranger, a foreigner, a guest. [1.7]
Explications en français  6 étranger; hôte. [1.8]
Exemples  7  Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445#]
8  vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270#]
9  Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  15  12 combinaisons de ce mot
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)17  vahiny
Partie du discours  18  nom vahy et pronom
Explications en malgache  19 tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha. [1.1]
Tous les mots composés  20  2 combinaisons de ce mot

Anagrammes  21 haviny, 22 hivina, 23 vahiny, 24 vihina

Mis à jour le 2025/11/09