| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : mangotraka | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Ny mangotraka naman' ny masaka; ny tsara antoka naman' ny lasa. [2.653 #2327]
Ny mangotraka naman' ny masaka, ny tsara mpiantoka naman' ny vonona. [2.558 #3119] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 2 | Zanaky ny efa mangotraka tsy matahotra izay mangorovitsika. [2.558 #5088] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|