|
|
|
|

Entrée1  mangotraka
Radical  2 hotraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso
5 Mandevy
6 Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa
7 Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay
8 Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha
9 Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa
10 Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra [1.1]
Explications en anglais  11 to boil, to be boiling hot
12 to be very animated [1.7]
Explications en français  13 bouillir, être en ébullition
14 être très animé [1.8]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
Vocabulaire  18  Physique
Tous les mots composés  19 ady mangotraka
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17