Index

Proverbes : manjoko

Proverbe Antitra fahanan-kanina, ka na atao voky an-tenda aza mbola manjoko ihany. [Rinara 1974 #293]
Antitra fahanan-kanina, ka na atao voky hatenda aza, mbola manjoko ihany. [Veyrières 1913 #1802, Cousins 1871]
Traduction française Vieillard auquel on donne de la nourriture : il a beau être rassasié jusqu' au gosier, il marche toujours courbé. [Veyrières 1913 #1802]
Interprétation française Soins inutiles. [Veyrières 1913 #1802]

Proverbe Raha izaho manjoko indray no handadiana, dia ho voahitsaka hianao. [Rinara 1974 #3585]
Raha izaho manjoko no andadiana, voahitsaka hianao. [Houlder 1895 #798]
Traduction française Si vous rampez sur moi qui suis courbé, c' est vous qui serez piétiné. [Houlder 1895]

Index