Index

Proverbes : midima

Proverbe Sady tsy ho an--dakana tsy ho an--jahitra : tsy hoandry tsy anila rano. [Samson 1965 #S7]
Sady tsy ho an--dakan-tsy ho an--jahitra, tsy handry tsy añila-rano. [Houlder 1895]
Tsy hidima ; tsy hive : tsy hoandry tsy anila-rano. [Samson 1965 #T167]
Interprétation malgache Sady tsy ho an-dakana no tsy ho an-jahatra, nefa tsy handry raha tsy eny am-pita. [Houlder 1895]

Index