Index

Proverbes : mihitsoka

Proverbe Vato navalavala voay, ny nivalavalana tsy niboana, ny navalavala nihitsoka. [Samson 1965 #V29]
Vato navalavala voay: ñy nivalavalana, tsy niboaña; ñy navalavala tsy nivoaka. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Vato natora-mamba: ny notorahana tsy nipoitra; ny natoraka tsy niseho. [Houlder 1895]

Index