Index

Proverbes : mikakàka

Proverbe Izaho tsy mahalala akoho bevohoka, fa rehefa mikakaka izy saronako. [Rajemisa 1985]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa izay mikakakaka, saronako. [Rinara 1974 #104]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa raha mikakaka saronako. [Veyrières 1913 #6227, Cousins 1871 #1168]
Interprétation malgache Ilazana ny zava-miseho ety ivelany, toy ny feo, izay mazana entina mitsara ny tena toe-javatra. [Rajemisa 1985]
Traduction française Je ne vois pas si une poule va avoir des poussins, mais quand son gloussement annonce qu' elle va pondre, je la couvre avec la corbeille. [Veyrières 1913 #6227]

Proverbes : mikakaka