Index

Proverbes : mikiaka

Proverbe Atodim-boromahery antenantenan-tsolatra : izay mikiaka no zanany. [Rinara 1974 #345]
Atodim-boromahery an-tenatena-solatra : ny mikiaka no zanany. [Cousins 1871 #322]

Proverbe Mainka izany raha foy, lamokany aza mikiakiaka. [Rajemisa 1985]
Mainka izany raha foy, mbola akorany aza mikiaka! [Rinara 1974]
Mainka izany rehefa toy mbola atodiny aza mikiakiaka. [Houlder 1895 #1245]
Interprétation malgache Enti-milaza ireo olona be avonavona, nefa tsy lasa ambony manao ahoana. [Rajemisa 1985]
Traduction française Que sera-ce quand il sera éclos! alors qu' il est encore dans l' œuf il crie déjà. [Houlder 1895]

Index