Index

Proverbes : miringiringy

Proverbe Aza miringiringy loatra ny fitondrantena : fa ny ho faty indray mandeha leo ihany, fa ny fanindroany no tsy tanty. [Cousins 1871]

Proverbe Izay miringiringy no potraka : izay mioty manta no leony. [Cousins 1871 #1197, Nicol 1935 #264]
Mioty manta, ka leony; miringiringy, kapotraka. [Cousins 1871 #1801]
Ny miringiringy no potraka; ny mioty manta no leony ; ny tsy mahandry ny sisa no mahia. [Cousins 1871 #2350]
Traduction française Etre haut perché, c’est risquer de tomber; cueillir des fruits verts, c’est chercher l’indisposition. [Nicol 1935 #264]

Index