| Entrée | 1 mahia |
| Radical | 2 hia |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao
5 tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao [1.1] |
| Explications en anglais |
6 thin; meagre
[1.7] |
| Explications en français |
7 maigre, décharné
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Antonymes | 12 matavy |
| Analogues | 13 be rangomaina, 14 kangoaza, 15 kanty velona, 16 kaoka, 17 kaozatina, 18 kaozatra, 19 kinaoly, 20 mandràka, 21 marani-taolana, 22 mirepika, 23 miripika, 24 mitrakitraky, 25 mitranitrany, 26 mitrikatrika, 27 nipoaka, 28 ohatra ny horona, 29 ohatra ny sorohitra, 30 ohatra ny takatra, 31 raiki-tapisaka, 32 ranga, 33 rangirangy, 34 sakohaza, 35 taolantaolanina, 36 tsingoahina, 37 tsy velon-komana |
| Combinaisons | 38 3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mahia |
| Proverbes | 39 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 40 mahay, mahia |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|