Index

Proverbes : mirokoroko

Proverbe Tahaka ny mananasy, mirokoroko tarehy fa mamy anaty. [Nicol 1935 #436]
Tahaka ny mananasy : mirokoroko tarehy ihany, fa ny hamaminy no fatratra,. [Cousins 1871]
Traduction française Comme l’ananas : aspérités dans les apparences, en réalité, douceur exquise. [Nicol 1935 #436]

Index