Index

Proverbes : misolanga

Proverbe Omaly hianao misolanga ho tandrony, ka anio no misafelika ho sofiny. [Rinara 1974 #3401]
Omaly hianao nisolanga ho tandrony, ary anio hianao misafelika ho sofiny. [Houlder 1895]
Traduction française Hier vous montiez comme des cornes, aujourd' hui vous pendez comme des oreilles. [Houlder 1895]

Index