Entrée misafelika (safelika (felika))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany ambadiky ny trano no nahatongavako ka tsy hitanao ~ Misafelika ny renirano
¶ Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan' ny fahavalo ~ Lalana misafelika
¶ Manao teny be olakolaka: Nahoana moa ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise used also for mifelika [Richardson 1885]
Morphologie 
misafelika
nisafelika
hisafelika
misafeleha
Citations 

Mis à jour le 2012/09/15