Index

Proverbes : mivalana

Proverbe Tsy hita isay hatao; fa ny iray manao hoe: "Mivalana," ary ny iray manao hoe : "Valala". [Cousins 1871]
Tsy hita izay hatao, fa ny iray manao hoe : " mivalàna " ary ny iray manao hoe " valala " . [Veyrières 1913]
Tsy hita izay hatao, fa ny iray manao hoe : mivalàna, ny iray kosa manao hoe : valala. [Rinara 1974 #4495]
Traduction française On ne sait que faire, car l' un dit : descendez, et l' autre dit : sauterelles. [Veyrières 1913 #5831]
Interprétation française Jeu de mots sur les assonances mivalana et valala. [Veyrières 1913 #5831]

Proverbes : mivalàna