Index

Proverbes : mivelabelatra

Proverbe Tsy mety raha manao toy ny lolo amoron-drano : mivelabelatra dia hianao ihany, mikombonkombona dia hiano ihany. [Veyrières 1913 #4964]
Tsy mety raha manao toy ny lolo amoron-drano: mivelabelatra, hianao ihany ; mikombonkombona, dia hia-nao ihany. [Cousins 1871]
Tsy mety raha manao toy ny lolo amoron-drano : mivelabelatra izy ihany, hikombonkombona mbola izy ihany koa. [Rinara 1974 #297]
Traduction française Il ne faut pas faire comme les papillons au bord de l' eau : étendre les ailes, vous savez le faire ; les fermer, vous savez encore le faire. [Veyrières 1913 #4964]
Interprétation française Se disait des personnes doubles, hypocrites ou fantasques, tantôt ouvertes et tantôt fermées, sur lesquelles on ne peut pas compter. [Veyrières 1913 #4964]

Index