Entrée lolo
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irae bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [Rajemisa 1985]
 lolobe, lay [SLP 1986]
Définition anglaise a butterfly [Hallanger 1973]
Définition française papillon [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Citations 

Entrée lolo
Partie du discours nom
Définition malgache Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [Rajemisa 1985]
  [Bara] fasana, an-dolo [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise a ghost [Hallanger 1973]
Définition française spectre, revenant (fantôme) [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  angatra ~ matoatoa
Citations 

Entrée lolo
Partie du discours nom
Définition malgache Aretinkibo mahavoa tampoka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée lolo (lo)
Partie du discours adjectif
Définition française [duplicatif diminutif] [Abinal 1888]

2016/10/17