Index

Proverbes : motimotiny

Proverbe Vilanibe nahandroan-kena, ka tsy ilaozan' izay motimotiny ho diso. [Rinara 1974 #4947]
Vilanibe nandrahoan-kena, ka tsy ilaozan’ izay motimotiny. [Cousins 1871 #3676]
Vilany be nandrahoan-kena, tsy ilaozan' izay motimotiny ho diso. [Houlder 1895 #615]
Traduction française Dans une grande marmite où on a cuit de la viande il faut bien qu' il reste quelques petits morceaux. [Houlder 1895]
Interprétation française Excuse des pique-assiettes. [Houlder 1895]

Index