Index

Proverbes : mpamaky

Proverbe Mpamaky akotry. [Veyrières 1913 #5395]
Traduction française L' homme rusé et égoïste sait ouvrir un grain riz et en tirer quelque chose. [Veyrières 1913 #5395]

Proverbe Raraka ivy alohan' ny mpamaky voasary. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Mientana iray ihany eo anoloan' ny zavatra iray nefa ny olona voakasiny akaiky aza tsy mbola miraika akory. [Rajemisa 1985]

Index