|
|
|
|

Entrée1  raraka
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3 Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
4 Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [1.1]
Explications en anglais  5 spilled, scattered [1.7]
Explications en français  6 répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
7 Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné [1.3#513]
8 éparpillé [1.8]
Exemples  9  raraka tamiko ny antsasak' ilay rano. [2.4#119]
10  Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao. [2.528#102]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  36  10 combinaisons de ce mot
Proverbes  37  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09