Index

Proverbes : mpampivelona

Proverbe Filan-karena madio, hoatry ny volan' ny mpampivelona. [Veyrières 1913 #2180]
Filan-karena madio, ohatra ny volan’ ny mpampivelona. [Cousins 1871]
Filan-karena madio tahaka ny volan' ny mpampivelona. [Rinara 1974 #1160]
Traduction française Manière honnête de s' enrichir, comme la paie de la sage-femme. [Veyrières 1913 #2180]

Index