|
|
|
|

Entrée (1/3)1 madio
Radical  2dio
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  4 Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo
Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano
Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao
Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao
Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony [1.1]
Explications en anglais  5 clean [1.2, 1.7]
6 clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2]
Explications en français  7 propre [1.8, 1.13]
8 propre, innocent [1.8]
9 pur [1.13]
Exemples  10 Aiza no hisy lakozia madio? [2.4]
11 Maivana sy madio ny rivotra. [2.356]
12 Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280]
Morphologie 
13 Présent :
14 Passé :
15 Futur :
16 Impératif :
Antonymes  17maloto
Analogues  18 azoitarafana, 19 mangalahala, 20 manganohano, 21 mangarahara, 22 mangarangarana, 23 mangasohaso, 24 mangatsakatsaka, 25 mangatsohatso, 26 mangoratsaka, 27 manjopiaka, 28 tsyarahinkatina, 29 tsymisyfahofaho, 30 tsymisyloto, 31 tsymisyraorao, 32 tsymisyromoromo, 33 tsisypentina
Tous les mots composés  3411 combinaisons de ce mot
Proverbes  35 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)36 madio
Partie du discours  37 nom
Explications en français  38 (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. [1.196]
Vocabulaire  39 Botanique
Nom scientifique 

Entrée (3/3)40 MAD-IO    
Partie du discours  41 nom (acronyme) [Liste complète]
Explications en français  42 Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1]

Anagrammes  43 daomy, 44 dimao, 45 madio, 46 maody, 47 miado, 48 modia

Mis à jour le 2025/11/02