Index

Proverbes : mpihambo

Proverbe Aza mivolon-ko tompony. [Cousins 1871 #684]
Manao ho tompony toy ny mpihambo. [Houlder 1895 #822]
Mivolon-ko tompony ohatra ny mpihambo. [Rinara 1974]
Mivolon-tompony, toy ny mpihambo. [Cousins 1871 #1925]
Traduction française S' en dire le propriétaire comme un vantard. [Houlder 1895]

Index