|
|
|
|

Entrée (1/2)1 tompo
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [1.1]
Explications en anglais  4 master, owner; sir [1.7]
Explications en français  5 maître, propriétaire [1.8]
Morphologie 
6 Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  2140 combinaisons de ce mot
Proverbes  22 Proverbes contenant ce mot
Article  23Randzavola: tompo ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)24 Tompo
Partie du discours  25 nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  26 Lord [2.996]
Explications en français  27 Seigneur [2.996]
Vocabulaire  28 Ecritures Saintes
Tous les mots composés  29Fanasan' ny Tompo
Article  30Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Tompo

Anagrammes  31 Tompo, tompo

Mis à jour le 2025/11/02