Index

Proverbes : tain-delo

Proverbe Miavon-tsy feno ohatra ny tain-delo : mbola tsy feno dia manamorona. [Rinara 1974]
Miavon-tsy feno, toa tain-delo: mbola tsy feno, ka manamorona. [Cousins 1871 #1737]

Proverbe Tain-delo an-tsena ka ny an' ny tena ihany no ananan-doza. [Rinara 1974 #3995]
Tain-delo an-tsena: ny any ny tena ihany no ananan-doza. [Cousins 1871]
Tain-delo an-tsena : ny an' ny tena ihany no ananan-doza. [Veyrières 1913 #4405]
Traduction française Avoir la morve au nez au marché : c' est ce qui vous appartient qui vous cause des ennuis. [Veyrières 1913 #4405]
Interprétation française L' encombrement empêche de se moucher. Se disait des gens qui étaient eux-mêmes les auteurs de leur malheur. [Veyrières 1913 #4405]

Index