| Entrée | 1 ahi-maitso | 
| Mots élémentaires | 2 ahitra, 3 maitso | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [ahimaitso]
 Green grass [1.2] | 
| Explications en français | 7   herbe verte, fourrage vert [1.3] 8 verdure, gazon, pelouse [1.13] | 
| Exemples | 9   nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso.
[2.5] | 
| Vocabulaire | 10 Botanique: (en général) | 
| Anagrammes | 11 ahi-maitso, 12 hamaitsoy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |