Entrée zazavavindrano (zaza, vavy, rano)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [Rajemisa 1985]
Exemples   - Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [Andriamalala: Zazavavindrano]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/07/07