| Entrée | 1 an-tsitrapo |
| Mots élémentaires | 2 sitrapo |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana:
5 Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy [1.1] |
| Explications en français |
[an-tsitra-po]
6 volontairement
[1.3#612] |
| Exemples |
7 Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina!
[2.508#359]
8 Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po. [2.528#81] 9 Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa. [2.445#73] 10 Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po? [2.270#132] 11 Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo. [2.245#57] |
| Antonymes | 12 tsy an-sitrapo |
| Analogues | 13 ataoaminahy, 14 fanahyiniana, 15 inianaatao, 16 kibosaokannynahiny, 17 kiniania, 18 lolofotsymitonotena, 19 mainnyafonatsangana, 20 mandroramitsilany, 21 matindelanytoatoho, 22 matintananytoafoza, 23 mavonnynataony, 24 mpivarodranotratrorana, 25 sitraponikamisy, 26 vivynanitrika |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|